Sakafom-pikoranana karakarain'ny 

Terak'It RAINIZAFIMANGA sy Iv RASOAVELO 

Ny Zoma  30 mars 2007  tao amin'ny CEMES - Soanierana 
Fizarana loka-Fifaninana- Fampirantiana Haingo sy Dia.

"Fizarana loka-Fifaninana - 

Fandihizana nafanain'ny Tarika "Willy & Nanja""

[ Defilé de Mode ]

[ Extrait de Presse ] [ Le Message du Président ]

"Sakafom-pikoranana" natao ny Zoma 30 Marsa 2007 tao amin'ny CEMES - Soanierana.


Le Compte Rendu du Vice Président - Communication du KFTR

Les  Rainizafimanga ont rempli la salle

----- Original Message ----- 
From: Hary Raharifidy To: A.R.F - Serge RATSIMBA-RAJOHN 
Sent: Tuesday, April 03, 2007 11:10 PM
Subject: Vaovaon'ny "Sakafom-pikoranana"


Miarahaba antsika jiaby indray.
Tontosa soamantsara ny "Sakafom-pikoranana" natao ny Zoma 30 Marsa 2007 tao amin'ny CEMES - Soanierana. Raha 350 ny isan'ny toerana nomanina dia feno olona avokoa izy ireo. Ny nampalahelo dia nisy ireo Havana vitsivitsy izay saika hividy Invitation tany, kanefa moa efa noferana hatrany am-boalohany ny daty farany fivarotana izany tany amin'ny Tetezamita isan-dreniny.
Tanteraka araky ny Fandaharana sy ny Lamina napetraka ny fizotran'ny Lanonana manontolo. Afapo tanteraka ny Havana aman-tsakaiza ary ny Komity, raha ny ako re tamin'iny alina iny sy ny taty aoriana. 
Tsiahiviko kely ilay Fandaharana tamin'io alina io : 

1 - Fizarana Loka ho an'ireo 10 voalohany sy Loka manokana iray (1), tamin'ny Fifaninana "Tononkalo RAINIZAFIMANGA" mifantoka amin'ny Lohahevitra "Fanantenana". Tsiahivina fa tafiditra amin'ny fankalazana ny Tsingerintaona faha-165 nahaterahan'Itompokolahy Rainizafimanga izany.

2 - Fampirantiana Haingo sy Dihy (Défilé de Mode et Danse), izay narindran'i Voahangy sy Tiana (Fianakaviana Ramarokoto s/ Dr Rajaofera) ary arantin'ny Tanora notsongaina isan-dreniny. 

3 - "Plaquettes Publicitaires" niisa 125 exemplaires namidy, ary hafa kely tamin'ity satria nahazo Lots avokoa ireo (Toutes gagnantes). Ankoatr'ireo dia nisy "Gros Lots" niisa Valo (8), nanaovana "Tirages", dia :

1 Pack [Séjour + Billets d'Avion pour 2 pers à l'Hotel "Libertalia" - Ste Marie (3 nuits/4 jours)], 
1 Pack [Ordinateur Multimédia], 
1 Pack [Séjour en Bungalow pour 2 pers au "Rodéo Grill" à Ambatolampy], 
1 Pack [Abonnement d'1 an à MIDI Msikara], 
1 Pack [Abonnement d'1 an à GAZETIKO], 
1 Pack [Téléphone Portable + Puce ORANGE], 
1 Pack [Téléphone Portable + Puce ORANGE], 
1 Pack [Robot Electroménager]

4 - Ny Fandihizana izay nentanina sy nafanain'ny Tarika "Willy & Nanja" dia nahafeno ny Piste hatrany satria "nafoaka" ny Ambiance ary hitanareo amin'ny sary fa na ny Zokinjokiny na ny Vantombantony na ny Tanora dia samy nahazo fahafinaretana satria tsara koa ny Animation.


Izay angamba ny ambagovangon'ny Vaovao taty an-tanàna fa dia aleo ny "Sary no hiteny" arak'ireto alefako ireto. Mbola ny tamin'ny Appareil-ko ireo sary fa rehefa azo ny sary "officiels" dia mandefa ihany angamba.

Alefako miaraka amin'ireo koa :

- ny "Page de Couverture"-ny Plaquettes natao. 

- Extrait tamin'ny "Carnet du Mardi" navoakan'ny MIDI Msikara androany.

Dia mirary soa ho antsika mianakavy jiaby.

Hary RAHARIFIDY - Vice-Président / Communication

Fizarana loka-Fifaninana - 

Fandihizana nafanain'ny Tarika "Willy & Nanja""

 

"Ny hazo no vanon-ko lakana hono, ny tany naniriany no tsara"

[ Defilé de Mode ]

[ Extrait de Presse ] [ Le Message du Président ]

... (11/02/2

Le 30 mars 2007 c'était la Fête à Mada  Cliquez-ici >>

 Pour Fêter les 165 ans de leur aïeul, Les Rainizafimanga  à Mada ont littéralement fait explosé la salle du CEMES-Soanierana

.     Qui sont'ils ? Cliquez-ici >>

.[ Go to Sommaire "Page KFTR" ]