clikeo eto... clikeo eto...

3eme anniversaire de Sobika.com

 

Edito Madamaki :

Hipoka olona tanteraka i Chinagora, nifanitsa- kitro ny gasin'Andafy
Elaela ve no tsy nisy alim-pandihizana teto Parisy? 
sa ny “Gazety an-tranokala” no tena mamin’ny Gasin’Andafy?
Izany no fanontaniana mipetraka raha nahita ireo olona maro be tonga tao amin’ny alin’ ny “gazety an-tranokala sobika.com”, tsy latsaky ny arivo tokoa mantsy ny isan’ny olona tonga nikorana tao amin’ny trano malalak’I Chinagora tetsy Alfortville ny sabotsy teo.
Miala satroka eo anoloan’i Niry sy Sarah izahay fa vitsy ny mpikarakara lanonana mahavita zavatra ohatr’ireny, ny soa fianatra ê!
Tanteraka ara-bakiteny ny tanjona nokendren’ny sobika dia ny hoe: "alina ho an’ny rehetra", voalohany tokoa angamba no nahitana Malagasy tanora, vantony, ary zoky olona niara-nifaly toy ireny teto Parisy. 
Gasy music? Salons Agora? DJ gasy? Tsy nisy azo nokihanina.
Hamaranana ny fitantarana dia miarahaba an’i sobika izahay tratry ny fety ary dia ho ela velona anie ny fanaovan-gazety an-tranokala. 
Nônô an'i madama akia ! 

Les Rainizafimanga aiment faire la fête...

un regroupement Rajaofera & Rasamoely

Une ambiance inter génération

 
Le staff Razafimahazo

La table ARF

 

Le Razafimalala en action

L'écran géant pour ceux qui ne peuvent pas voir la scène

ceux qui ne se lassent pas de danser...

ceux qui vont une pause...

 

ça consomme...

où sont les enfants?...

                                                                          Reportage Tetezamitakely sur www.rainizafimanga.com

 

suite... cliquez-ici